4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miomana - AMAFI Akon' ny fiderana

Miomana isika rehetra miaina ety

Miomana fa efa ho avy anie Kristy

Miomana fa aza be fangataka andro ianao

Miomana mivonona dia eny izao



          Sao very ianao



Ref :Fa tsy fantantsika anie ny ora sy fotoana

     Tsy misy nampandre ny volana sy taona

     Tsy ho fantatsika koa na ho maman-tonalina

     Na ho maneno ankoho, koa miambena



          Sao neninao



Mbola miandry antsika anie hatramin’izao

Ilay tompo be fitia hamonjy anao

Ka araraoty ny famindram-pony aminao

Raiso izy mivonona dieny izao



          Sao very ianao








Partager miomana

Commenter miomana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AMAFI Akon' ny fiderana